lundi 1 décembre 2014

Tetikasa PARE any Atsimo Atsinanana


 
Andro iraisam-pirenena momba ny lava-piringy : nandray anjara ny komity ny fahasalamana tao Sahafoza sy Anosy
Nankalazaina ny 19 novambra teo ny Andro iraisam-pirenenana momba ny lava-piringy tany amin’ny faritra Atsimo Atsinanana ka tao amin’ny kaominina Anosy Tsararafa no nankalazana izany. Ny Talem-paritry ny Rano no nikarakara ary dia nanotrona azy ireo kosa ireo mpiara-miombon’antoka toy ny : UNICEF, FAA, CARITAS, ny avy ao amin’ny fahasalamana, fampianarana, ny Komity ny Diorano Wash, ny mpianatra sy ireo mponina tany an-toerana.Hetsika maro no nentina nankalazana izany toy ny Carnaval, fampisehoana ireo fitaovana fampiasa momba ny fahadiovana sy ny fidiovana, fanentanana samihafa, fitsidihana ireo lava-piringy ampiasain’ireo mponina aty an-toerana.
Isany nandray anjara navitrika tamin’io hetsika io ireo Komity ny Fahasalamana tao amin’ny fokontany Anosy sy Sahafoza. Isany nanafana ny lanonana izy ireo ka velom-pisaorana ny tetikasa PARE an’ny Croix –Rouge Malagasy ireo manam-pahefana tany an-toerana amin’ny fanohanana mivantana eny ifotony izay iandreketan’ny tetikasa aminy fanohanana ny Komity amin’ny fanatsarana ny sehatry ny fahasalamana, ny fidiovana, ny fahadiovana ary ny fampiasana rano fisotro madio ety izay misy fiantraikany mivantana amin’ny ady atao amin’ny faharefoana any an-toerana.
 

 
Afa-po ireo mpiara-miombon’antoka avy amin’ny Croix-Rouge Alimanina
Nitsidika ny tetikasa PARE taty Farafangana ny tomponandraikitra avy ao amin’ny  Croix-Rouge Alimanina izay misahana ny faritra aty Atsimo ny Afrika  sady misolotena ny mpamatsy vola rahateo ihany koa dia Hans Janssen izany. Ankoatr’ireo fitsidihana tany amin’ny  toeram-piasana sy ny dinika nifanaovana tamin’ireo mpiara-miasa sy ireo mpitantana ny Croix-Rouge Malagasy any an-toerana dia nisy ihany koa ny fitsidihana ireo faritra izay iasan’ny tetikasa PARE. Tao amin’ny Fokontany Anosy izay nahitana ny tanànan’ny Antondabe no notsidihina tamin’izany. Ireo saha sekoly vary ara-teknika sy voly azo atao sakafo toy ny bodoa na « igname » no notsidihana tamin’izany. Nanditra izany dia nisy ireo dinika sy tafatafa nifanovan’ireto mpitsidika ireto tamin’ireo mpikambana amin’ny saha sekoly ireo. Hita tokoa fa vonona ny hiady amin’ny faharefoana ateraky ny tsy fahampian’ny sakafo ireto mpikambana amin’ny saha sekoly ireto. Nidera ny risim-po sy ny fahavononana  nasehon’ireto mpikambana amin’ny saha sekoly ireto ireo mpitsidika. Samy manantena ny roa tonta fa dia hitombo ny vokatra ho azo amin’ity taom-pamokarana ity ka dia hantenaina araka izany fa hiatsara ny fahafahan’ny mponina any an-toerana hiatrika ny faharefoana ateraky ny tsy fahampian-tsakafo itony. Nanotrona ny mpitsidika hatrany ny solontenan’ny Croix -Rouge Alimanina miasa sy monina any Farafangana dia i Sylvia Bayer.
VONJY Tsivalia Hajanirina
Chef de Projet PARE Sud Est
 
 
 

lundi 17 novembre 2014

Classification des systèmes dépressionnaires tropicaux dans le Sud-Ouest de l'Océan Indien

 
Zone Perturbée / Area of disturbed weather :
Zone de basses pressions sans véritable organisation / Area of low pressure without organization

Perturbation Tropicale / Tropical Disturbance :
Zone Dépessionnaire présentant une convection renforcée et une circulation tourbillonnaire dans laquelle les vents n' excédent pas 27 kts (50 km/h, force 6 Beaufort) / Low Pressure area with enhanced convection and a cyclonic wind circulation to be not exceeding 27 kts ( 50 km/h)

Dépression Tropicale / Tropical Depression
Système où la convection est organisée et la ciculation cyclonique caractérisée. Les vents prés du centre sont compris entre 28 et 33 kts (51 et 62 km/h, grand frais, force 7 Beaufort) / Low Pressure area with organized convection and definite cyclonic wind circulation in which the maximum of the average wind speed is estimated to be in the range 28 to 33 kts (51 to 62 km/h)

Tempête Tropicale modérée / Moderate Tropical Storm :
Système où les vents près du centre sont compris entre 34 et 47 kts (63 et 88 km/h, coup de vent ou fort coup de vent, force 8 ou 9 Beaufort) / System in which the winds near the centre is estimated between 34 to 47 kts (63 to 88 km/h).

Forte tempête Tropicale / Severe Tropical Storm :
Système où les vents près du centre sont compris entre 48 et 63 kts (89 et 117 km/h, tempête ou forte tempête, force 10 ou 11 Beaufort)  System in which the winds near the centre is estimated between 48 to 63 kts (89 to 117 km/h).

Cyclone Tropical / Tropical Cyclone :
Système où les vents près du centre sont compris entre 64 et 89 kts (118 et 165 km/h, ouragan, force 12 Beaufort) / System in which the winds near the centre is estimated between 64 to 89 kts (118 to 165 km/h).

Cyclone Tropical Intense / Intense Tropical Cyclone :
Système où les vents près du centre sont compris entre 90 et 115 kts (166 et 212 km/h) / System in which the winds near the centre is estimated between 90 to 115 kts (166 to 212 km/h).

Cyclone Tropical Très Intense / Very Intense Tropical Cyclone :
Système où les vents près du centre sont supérieurs à 115 kts (212 km/h) / System in which the winds near the centre is estimated to exceed 115 kts (212 km/h).

Dépression Subtropicale / Subtropical Depression :
Système hybride présentant au cours de son existence des caractéristiques tantôt des systèmes dépressionnaires tropicaux, tantôt des systèmes dépressionnaires de type polaire. Sur le Sud-Ouest de l' Océan Indien, la genèse de ce type de dépression est régulièrement observée sur le Sud du Canal de Mozambique / An hybrid system having during its life some characteristics which could belong to both tropical and extra-tropical depressions. In the South-West Indian Ocean, the genesis of such system is regulary observed over the South of Mozambique channel.

* les vitesses de vent sont des vitesses de vent moyennées sur 10 minutes / The wind speed is the mean wind over 10 minutes